30/10/2025
Salama tompoko 🥰🍦🍦 Efa tena Mafana Zao ny Andro a 🍦🍦
Izahay dia Mivarotra sy mambotra Glace arapahasalama misy am Sachet en Pot en kilos
Mandray commande fona isan'andro ho anareo Mikarakara lanonana na ihany ho anina ao atrano n'a Mbola hivarotra Aza ianao aiza misalasala mandefa hafatra miafina