Agrivet

Agrivet

Share

AGRIVET dia orinasa matihanina eo @ sehatry ny fambolena sy fiompiana

Raha mila fanazavana fanampiny, antsoy izahay :

Fambolena : 038 06 382 61
Fiompiana: 034 49 510 29
Fahadiovana : 034 49 510 38

Azonao antso izahay ny Alatsinainy hatramin'ny zoma- 8ora maraina hatramin'ny 05 ora tolak'andro

18/06/2026

FT30, le mini tracteur aux grandes performances !

✔ Moteur 3 cylindres puissant et compact
✔ 4 roues motrices pour affronter tous les terrains
✔ Faible consommation : 2,8 L/h en labour pour un rendement pouvant atteindre 1,12 ha/jour

Gagnez en productivité tout en réduisant vos efforts au quotidien.

Venez découvrir tous ses atouts au showroom Alarobia.
📞 034 49 502 09 | 038 11 589 32

17/06/2026

Petica amin'ny endriny vaovao !

16/06/2026

Hanamorana ny asanao eny an-tsaha ity !

Rehefa hanadio tanimbary na tanimboly aorian’ny vokatra ianao dia ny no haingam-piasa amin’ny famotehana :
👉 sisam-bokatra
👉 akata
👉 ahitra matevina

Mety amin’ny manomboka amin’ny 45CV miakatra izy ity, ary azo jifaina ety amin’ny showroom Alarobia.
📞 034 49 502 09 - 038 11 589 32

13/06/2026

Aoka izay ny totozy sy voalavo mibodo trano !

no mpiara-miombon'antoka aminao amin’izany.
✅ Mora ampiasaina
✅ Mandaitra haingana

📞 Filan-kevitra : 034 49 510 38

12/06/2026

🚨 ARRIVAGE 🚨

Tonga indray ireo fitaovana tena ilaina ho an'ny sehatry ny izay hita ao amin'ny showroom Alarobia.

Toy ny :
✨ Broyeur électrique monophasé
✨ Moissonneuse à riz
✨ SB10
✨ Ary fitaovana maro hafa mbola miandry anao

Tongava mitsidika ary misafidiana izay mifanaraka amin'ny filanao.
📞034 49 502 09 - 038 11 589 32

12/06/2026

Fampatsiahivana !!

Ny asan’ny anaty :
✨N : ho an’ny raviny ary manamaintso ny vokatra
✨P : mampitombo ny tahony sy ny fakany
✨K : mampitombo ny voany, manome endrika ny vokatra sy ny manatsara ny tsirony

mena NPK 11.22.16 ampiasaina rehefa hamboly sy ianao.

Azonao jifaina amin’ny endriny 9kg ihany koa.
📞034 14 442 92



11/06/2026

Tsy mila manondraka tanim-boly intsony ianao raha mampiasa an’ito !

Zava-dehibe amin’ny vokatra ny rano ka raha :
✨ Be loatra ny rano = mety hanimba ny voly
✨ Kely loatra ny rano = mampihena ny vokatra

Izany indrindra no antony ilàna ny :
✅ Mamoaka ny fatran-drano ilain’ny voly
✅ Manampy amin’ny maharitra sy miaro ny tontolo iainana
✅ Mitsitsy fotoana sy ezaka amin’ny fanondrahana

Safidio ary ny habe mety amin’ny taninao ato amin’ny :
✔ 250 m²
✔ 500 m²
✔ 1000 m²

Filan-kevitra :
📞 034 07 748 16 – 034 49 510 36

11/06/2026

Misehatra amin'ny fitotoam-bary ve ianao ? Sady fotoanany izao an ! 😉

Raha ao anatin'izany sehatra izany ianao, dia natao ho anao ny SB10 !
✅ Mahavita 10 000 kg isan'ora
✅ Haingana sy mahomby
✅ Mety amin'ny famokarana betsaka

Anisan'ny vao tonga izy io ary efa azo jifaina ao amin'ny showroom Alarobia.
📞 034 49 502 09 - 038 11 589 32

10/06/2026

Nous y serons !

Du 11 au 14 juin 2026, retrouvez-nous au CCI Ivato à l'occasion de l'International Tourism Fair Madagascar.
👉 Votre croquette préférée Petica et votre pschit-pschit favori vous attendent au stand n°15 !

L’occasion idéale pour découvrir ou se familiariser un peu plus avec ces produits indispensables au quotidien.

09/06/2026

Izy no Yash, teknisianina matihanina vaovao ato amin’ny .



Vonona hizara traikefa sy teknika mahomby ho antsika izy, satria ny tanjontsika dia ny miara-mandroso sy mivoatra amin’ny fambolena.

🌱 Ho hitanareo eto amin’ny pejy ireo fizarana mahasoa ataony isaky ny talata faha-2 sy faha-4 amin’ny volana.



Want your business to be the top-listed Furniture Store in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Lot 01 A Ambohibao
Antananarivo
105

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00