Tsikonona

Tsikonona

Share

Nos coffres à jouets se déplacent chez vous ou avec vous pour tous vos événements familiaux et professionnels

Photos from Tsikonona's post 09/12/2017

Les jouets aussi partent en vacances :)
Location de noël jusqu'à antsirabe pour mickey et les bowling. Merci mme Seheno.

05/12/2017

Team building MEN et PREA !! Loading .....

Photos from Tsikonona's post 10/09/2017

Encore nos meilleurs voeux et nos remerciements pour cette joyeuse famille. Toute l'équipe a été fière d'avoir participer à cette célébration de la gloire de Dieu. Joyeux anniversaire!!!

Photos from Tsikonona's post 13/01/2017

animation TEAM BUILDING à Antsirabe!
Tsikonona c'est l'affaire de tous!! enfants, adultes, familles, amis, collègues! et partout CHEZ VOUS

21/12/2016

Mba tsy Afa-po @ zavatra natolotra n client koa indraindray
Tsy adapté lay filalaovana sy ny hoe jerena toy ny spectacle. Ny ankizy menamenatra, ny RAR ni s'ennuyé ka lasa tsy nientanentana.
Manantena fa mbola hisy ny sortie nefa adaptée @ concept kokoa. Merci
Merci les enfants !!
Merci de votre confiance

noel entre filles_don bosco_171216 18/12/2016
Kermesse 18/12/2016
Photos from Tsikonona's post 14/12/2016

Noely noely! Tsikonona dia handray anjara biriky @ fampifalifaliana ireo zazavavy taizan'i masera eny Ivato, ny 17 desambra izao. Maro ny kilalao hiarahana amin'izy reo mba ho noely miavaka ny azy. Fanomezana maro samy hafa koa. Kermesse sy lalao!

Araho tsikelikely eto ny sarinay !

Tsikonona! Manaraka anareo hatrany n'inin'inona hetsika

Photos from Tsikonona's post 08/09/2015

nahafinaritra ny kermesse niarahana tamn Samoela sy ireo ankizy marobe.
manentana antsika hatrany fa i tsikonona dia manantona anareo amn hetsika rehetra mba hiara-milalao amn mpianakavy (anniversaire - fetim-pianakaviana - fetin-tsekoly - journée récréative sy ny maro hafa)

Mobile uploads 13/08/2015

Tongava maro hilalao miaraka ny fianakaviana!
Tsikonona manolotra stand kermesse - jeux de societes ary garderie.
Sady mijery samoela

Location de jeux a domicile 05/05/2014

Des soirées fou rire avec vos bambins

Want your business to be the top-listed Furniture Store in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Antananarivo