Bonsoir daholo!
Hanolotra Asa en ligne tsotsotra maromaro ho antsika membre za manomboka androany. Site gasy alo no hanombohana azy. Zany hoe miclick fotsin enao de efa misy vola ao ary azo alaina direct mobile money. Azonao atao koa ny manao investissement ra te hampiasa vola enao. Hatreto alo mbola tsis olana reto site omena anao reto. Ndao ary.
1 voalohany:
Ny dragon star treasure.
Ity ny site hidiranareo:👇👇👇
https://vvvbb.com/ #/pages/register?invite_code=dxRuWBuK&t=1663869211206
Tsy asina 0 rehefa mametaka ilay num phone fa tonga de 32... ou 33... ou 34...
Ny code d'invitation dia= dxRuWBuK&t
Vao Vita ny inscription dia mahazo 3000ariary enao ary mila miclick task 3 dia mahazo 1200ar zany oe 4200ar be zao no azonao. Ary miclick 3 isanandro enao dia mitombo 1200ar isanandro ny fond anao art rehefa tonga 8000ar ny compte nao dia afaka manao retrait enao. Tsisy vola aloha zany art ny asa dia Vita eo am 3min eo ary tsy andanina 10mega akory.
Mazotoa daholo. Ra misy tsy mazava dia afaka manontany hatrany.
Ra anao investissement dia afaka mifampiresaka aminay.
Premise MADA
Prémisse est un organisme de recherche international. Nous enregistrons des prix alimentaires à Madagascar! Vous pouvez aider.
Nous recueillons des données afin de résoudre des enjeux mondiaux comme la pénurie d'aliments. Vous pouvez aussi gagner de l'argent!
25/06/2019
TANTARAN’NY "ANJELY MAINTY"(Anosy)
Ny mpanjaka Ranavalona I no nampamboatra ny farihin'Anosy: nampihady ny tany, nampanao ny nosy kely teo ampovoany ary nampanao fitarihin-drano avy eny Ambohimahavelona hamenoan-drano azy. Nisy tranokotona 3 teo amin'ny nosy afovoany
Novolena tatamo sy zozoro teny anaty rano ary voaroihazo kosa no nambolena teny amin'ny sisin-drano. Taty aoriana vao novolena hazo malahelo ny sisin-drano sy ny sisin-dalana miditra mankao. Nisy Voay sy Vorona nompiana tao ary nasiana olona nipetraka hitandrina ny hasin'ny toerana sy hanome sakafo ireo biby ireo.
Tsy resaka fialamboly na toerana fialan-tsasatra fotsiny ihany anefa no nanaovan-dRanavalona I ny farihin'Anosy, fa ny tena antony dia:
Mba hampisy hasina ny tanàna, toy ny nametrahany ny vatomasina teo Mahamasina tamin'ny 13 Alakarabo 1843.
Fiarovana amin'ireo mpanani-bohitra vahiny, ireo voay sy vorona nompiana tao no manome fambara amin'ny fihavin'ny mpanafika sy ireo olon-dratsy fahiny.
Fitehirizan-drano: namatsiana ny orinasa mpanao vanja teo Isoraka, sy namatsiana herinaratra voalohany nentina nanazava ny Rova, talohan'ny nisian'ny "generateur à vapeur" teo akaikin'Avaradrova.
Ny taona 1926 dia naorin'ny Frantsay teo ny Tsangambato Fahatsiarovana ny Malagasy sy Frantsay maty tamin'ny Ady Lehibe 1914-1918. Mpanakanto Frantsay Barberia, mpanao asa sikotra sy Perrin, mpanao ravaka moa no nanao ny endrika amam-bikany.
Loharano: Andriamanjaka Doda
28/05/2019
Résultat
15/05/2019
NY TONGOLO GASY (miangavy anareo zay mahita ity publication ity zaho mba ipartager na izara azy eo journal nao sy groupe mba hanasoavanao ny hafa ko) (aime et Partager)
Ny fihinanana hasina tongolo gasy 1 arahina rano 1 vera isan’andro, tsy ao anatin’ny ora fisakafoanana, dia tena mitondra soa ho antsika, manasitrana aretina maro:
- mamono otrikaretina maro,noho izy "antibiotique naturel"
- manasitrana aretina maro hafa ao @ vatantsika
- manasitrana fery ivelany sy fery ao anaty
- Fikorontanan’ny resaka “hormones”
- Aretin’ny fo
- Mandamina ny tosidrà
- Manampy ny tsinay sy ny aretin’ny taovam-pivalanandrano
- Manasitrana ny sasany amin’ny aretin’ny taovam-pananahana
- Miaro amin’ny fahasolan’ny loha haingana loatra, ary mampirisika ny fanirian’ny volo.
- Mandroaka ny kankana
- Manasitrana ny fitohanana.
- Manalefaka na manasitrana ny sery sy kohoka.
- Rehefa marary an-doha na mavesatra atoka:maka tongolo gasy hasiny 2,voasana ary atao eo @ sofina
- Mampizotra tsara ny fisan'ny taova ary manadio ny ao anatintsika:tongolo gasy hasiny 8,vinaigre de cidre,tapaky ny kaopy,tantely tapaky ny kaopy,mixena miaraka izy rehetra,tehirizina ao anaty"frigo",dia sotroina in-2 sotro lehibe isa-maraina,afangaro rano na ranomboankazo ho an'izay tsy mahazaka.
- Manasitrana ny gripa raha afangaro tantely 1sotro ny hasina tongolo gasy 1, atao maraina sy hariva.
- Manasitrana ny aretina mahazo ny sofina: menaka oliva eran’ny sotro no hasiana tongolo gasy 1 nototoina, avela hilona kely mandritra ny adiny iray io fangaro io, io no angalana atete anaty sofina, atao tete1 na 2 isaky ny sofina marary, atao in-droa isan’andro izany .
- Mahatsara volo. Miaro amin’ny fihintsanan’ny volo: totoina ny hasina tongolo gasy 3 na 4, io no ahosotra ny hodi-doha vao avy nosasàna rano mafana sy savony tsy manitra, avela hiasa 10 mn vao kobanina rano mafana ihany ary tsy asiana savony intsony. Atao matetika isan-kerinandro izany.
- Fitaizam-batana hiadivana amin’ny homamiadana. Maka hasina tongologasy 3 dia totoina ary afangaro amina ronono soja eran’ny kaopy fisotroana dite. Avela hilona 10mn, tatavanina ary sotroina.
- raha tratra ny areti-nify tampoka: totoina ny tongolo gasy ary asisika any anatin’ilay nify marary mandra-pandehanana mijery mpitsabo nify.
NY FOMBA HANALANA NY FOFONA AO ANATY VAVA ,DIA MAKA ANTINA M**O DIPAINA,HOANINA REHEFA AVY MIHINANA TONGOLO GASY,NA MITSAKO PERSILY AVY NOSASANA TSARA.
29/04/2019
24/04/2019
The cast and filmmakers of Marvel Studios’ "Avengers: Endgame" assemble at last night’s world premiere!
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Telephone
Website
Address
Antananarivo
110