28/11/2024
🔔 , de cérémonie
Alefa mora fa efa hifarana ny taona 🙂🤗🥰
🔻Ireo indray ary no disponibles ho anareo🔻
no andefasana ireo rehetra ireo
👋Aza misalasala ary fa mety manampy be tokantrano iray ny fandraisanao anjara😉🥰❤️👨👩👧👦
📝Afaka manontany en commentaire na MP
Na miantso avy hatrany ianao raha misy mahaliana anao
☎️032 31 030 60
27/11/2024
👰Robe de mariée blanche avec traîne👰
☝️💃Une fois portée 💃☝️
🛒Livraison dans tout Mada
☎️Contact: 032 31 030 60
27/11/2024
👗Robe Princesse rose avec boléro tena wouah 😍🥰❤️
✨Na atao robe de fiançailles n'a atao robe de mariée ✨
☝️💃Une fois portée 💃☝️
🌐Acheté chez PRINCESSE D'UN JOUR 🥰
👉Livré avec la boîte 🤗🥰
🛒Livraison dans tout Mada
☎️Contact: 032 31 030 60
27/11/2024
💃Des cerceaux disponibles 🥰🤗
Une fois portée daholo
👉Misy modèles 3 azo isafidianana😊
Atao princesse na robe tsotra
☎️Contact 032 31 030 60
27/11/2024
🔔Ato ary o
👗Robe de fiançailles vert d'eau avec boléro
☝️💃Une fois portée 💃☝️
🌐Acheté chez PRINCESSE D'UN JOUR 🥰
👉Livré avec la boîte 🤗🥰
🛒Livraison dans tout Mada
☎️Contact: 032 31 030 60
26/11/2024
👋Salama ve ooo🥰🤗🥰
❓Inona ny vaovao anareo izay elaela izay ?😃
👉🔔Aza miala lavitra fa efa ho avy indray izahay sy ny arrivage
foana ihany an😉
🌸👗🌼💃🏵️👠🔥
A tout de suite !!!
12/03/2024
Salama e👋
Pour cause départ dia misy famille mandefa ireto
👉Entana ao an-trano sy accessoires isan-karazany ireto🤗😘❤️
📍Chambre complète
📍Salon, canapé
📍Commode
📍Étagère
📍Sacs
📍Chaussures sns..
👉Efa misy prix isaky ny sary fa tonga dia MP raha misy mahaliana anao
👉Afaka miantso ihany koa
☎️032 31 030 60
21/11/2023
Hellooo 🤗
Izahay salama tsara fa nareo manahoana?🙂
👉Ireto indray no mbola disponibles fa aza misalasala manoratra aminay raha misy mahaliana anao
Ny fandraisanao anjara dia tena manampy be tokoa ireo fianakaviana mandefa ireto entana ireto🥰
✅ Reservation MP
✅ Toerana 67ha
☎️0327318683
16/10/2023
Coucou 🤗👋🥰
👨👩👦Famille mamy kely zay rzareo no mandefa ireto entana ireto pour cause déménagement☺️
Jereo ary izay mety aminao dia anontanio en commentaire fa valianay foana ianao ☺️
Toerana: 67ha
☎️032 73 186 83
27/09/2023
Coucou 👋
💃Vide speciale indray ary o
👉👉 👈👈
📍Efa misy détails isaky ny sary
Fa tonga dia MP raha misy mety aminao☺️
🛒Manao livraison, mandefa entana rehetra
☎️032 73 186 83
25/09/2023
👉Misy foana ny VAHAOLANA
Fa aza kivy na miady irery ary ianao indraindray
Mirary herinandro ahitam-bokatra ho antsika rehetra
🔥💃🌼
29/08/2023
Salama o👋
A vendre cause départ
Mankasitraka hatrany anareo efa nandray anjara❤️🤗😌
☘️Dia ireto indray ary no disponibles:
👉Meubles, electro-menager, accessoires
👉Chaussures, sacs, sns
Livraison et expedition dans tout Mada
☎️032 73 186 83