Meubles Haingon'Ala

Meubles Haingon'Ala

Share

Orinasa malagasy mpanamboatra fanaka. Matihanina amin'ny asany nandritra ny roa ambin'ny folo taona.

12/01/2022

Salama tompoko !

Ny Meubles Haingon'Ala dia mirary soa antsika rehetra @ ity taona 2022 vaovao ity ! Ny ekipa iray manontolo dia mametraka ny fialantsiny noho tsy fahafahana namaly araka ny tokony izy anareo mpanaraka ny pejy hajaina.

Manomboka @ ity taona vaovao ity dia afaka hiverina hiserasera isika tompoko.

Misaotra sy mankasitraka anareo tompoko.

Mobile uploads 03/02/2020

Tonga indray ary ny placard cuisine 😍 @ vidiny mirary dia mirary 370 000 Ar βœ”οΈ izay en bois de pin βœ”οΈ ho an'izay mbola tsy nahazo πŸ˜‰.

'ALA

22/01/2020

Tonga ho antsika indray ary ny entana vaovao πŸ˜‰:
βœ”οΈ Dressing Γ  695 000 Ar
πŸ‘‰ Izay en bois de pin atrany πŸ˜πŸ˜‰. Mankasitraka antsika rehetra.

'ALA

Photos from Meubles Haingon'Ala's post 20/01/2020

Disponible indray ary ny :
βœ”οΈ Lit superposΓ© 3 places avec 2 tiroirs Γ  635 000 Ar
βœ”οΈ Placard Γ  chaussures Γ  370 000 Ar
πŸ‘‰ Izay miady varotra daholo 😍😊.
πŸ‘‰ Izay en bois de pin atrany πŸ˜πŸ˜‰. Mankasitraka antsika rehetra.

'ALA

Photos from Meubles Haingon'Ala's post 09/01/2020

Disponible indray ary ny :
βœ”οΈ Ny placard de cuisine suspendu
βœ”οΈ Porte chaussures
Izay en bois de pin atrany πŸ˜πŸ˜‰. Mankasitraka antsika rehetra.

'ALA

Photos from Meubles Haingon'Ala's post 06/01/2020

Disponible indray ny :
βœ”οΈ Lit 2 Places πŸ›οΈ
βœ”οΈ Lit superposΓ© 3 places
βœ”οΈ Porte chaussures
Izay en bois de pin daholo ☺️ hanokafana ity taona vaovao 🍾πŸ₯‚πŸ˜‰ ity. Mankasitraka antsika rehetra.

'ALA

01/01/2020

L'Γ©quipe de Meubles Meubles Haingon'Ala vous souhaite une bonne et heureuse annΓ©e 2020 πŸŽ‰πŸŽŠπŸΎ avec tous nos meilleurs vΕ“ux.

'ALA

23/12/2019

Mbola disponible ny fandrina 2 Places en bois de pin πŸ›Œ ho an'izay mbola tsy nahazo πŸ˜πŸ˜πŸ˜‰

'ALA

19/12/2019

Meubles Haingon'Ala dia meubles ho antsika rehetra tsia akanavaka πŸ˜‰πŸ˜ŠπŸŒ²

Canapé et table basse en osier 😍

'ALA

18/12/2019

Latabatra sy seza ho antsika rehetra πŸ˜‰πŸ˜

'ALA

17/12/2019

Tonga ho anao ny table de nuit πŸŒƒ @ vidiny mirary dia mirary 😍 ho an'ity volana desambra ity πŸŽ…β˜ΊοΈπŸ˜‰

'ALA

14/12/2019

Ny Meubles Haingon'ALA πŸŒ²πŸŒ²β˜ΊοΈπŸ˜‰ dia mirary fety sambatra ho antsika rehetra volana desambra ity.πŸŽŠπŸ˜‡

'ALA

Want your business to be the top-listed Furniture Store in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Meubles Haingon’ALA

TONGASOA ANAREO ETO @ Meubles Haingon’ALA

Location

Telephone

Website

Address


Ankadimbahoaka
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:30
Tuesday 08:00 - 16:30
Wednesday 08:00 - 16:30
Thursday 08:00 - 16:30
Friday 08:00 - 16:30
Saturday 08:00 - 13:30