26/05/2026
Honda CBF 125.
Mijery mivantana no tena mety.
Atsoy ny 0347440068
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Myh Varotra, .
26/05/2026
Honda CBF 125.
Mijery mivantana no tena mety.
Atsoy ny 0347440068
16/05/2026
Amidy fatana mitsitsy🛵
Honda CG-110 origine be
Sortie Madauto.
Toerana Tana.
Atsoy 0347440068
Prix antoniny
13/05/2026
Mitady Moto sortie Madauto HO VIDIANA. Tsy maninona na misy devoir aza. Mila papier milamina. Eto Tana.
Sary fanehoana.
Mp na atsoy 0347440068
01/05/2026
Felicitations Mickael 👏
izy no nahita ny valiny marina tamin'ny commentaire iray monja.
Efa nandefasanay Mp ianao amin'ny fanomezana Ilay vola 🫶
Aza miala alavitra fa misy foana ny kilalao azahoanao cadeau tampoka eto amin'ny page✅
araho tsy tapaka ny page 🙏
01/05/2026
Androany hariva no ho sarihantsika izay tsara vintana sy izay nahita ny valiny marina tamin'ity anh, aza miala alavitra ny page🫶. chiffre iray, izay mahatsatoka ny valiny marina no mahazo🫰
Firy Ilay Chiffre roa takona ao?
Samia mitsatoka hoe😉.
omeko izay tsara tsatoka Sady voasarika io afaka 5 Andro. alefaso anaty commentaire ao.
conditions: mila abonné amin'ny page ianao.
alefaso ary🫰
26/04/2026
Vendu🙏
Yamaha XTZ 125.
Amidy na atakalo.
Moto tsy misy devoir.
Toerana: Tana Anosizato
24/04/2026
Firy Ilay Chiffre roa takona ao?
Samia mitsatoka hoe😉.
omeko izay tsara tsatoka Sady voasarika io afaka 5 Andro. alefaso anaty commentaire ao.
conditions: mila abonné amin'ny page ianao.
alefaso ary🫰
23/04/2026
🙏Torohevitra hitaizana ny moto🙏
1-Ataovy tsara ny menaka ampiasaina. Aleo miafy kely mividy menaka tsara mitaiza moteur. Ny kalitaon'ny menaka ampiasaina amin'ny moto dia misy fiatraikany betsaka amin'ny tanjany sy amin'ny faharetan'ny pièce mandrafitra ny moteur. Ny menaka tsy mifanaraka amin'io moteur io ihany koa dia mapi-chauffe azy, aleo manantona spécialiste na manontany olona rehefa tsy mahay.
2-Aza atao tara menaka ny moto. Aleo manova menaka mialoha, toy izay tara. Raha feno 3000Km no lazaina fa tokony hanao vidange, dia aleo atao mialohan'izay mba tsy hanenenana. Rehefa ela ny ela dia mihena ny niveau an'ny menaka ary tsy manao ny asany tsara intsony izy, mety hikoso-maina ao ny moteur. Ka aleo misoroka ihany.
3-Tsy tian'ny moto ny ho entina première lava reny. Raha te hitaiza moteur ianao dia aza hoentina miotran'ny 30s Sady haut régime ny 1ère. Mora mampafana azy iny.
4-rehefa manao vidange dia tandremo ny trop plein, manimba parahuile vetivety. Misy fatrany ny menaka tafiditra ao anaty moteur tsirairay, jereo Ilay jauge kely iny, rehefa eo amin'ny Full izy dia aza apiana intsony fa sepotra ny moteur Raha be loatra.
5-Arao maso foana ny pression pneu. Misy fiatraikany be amin'ny consommation an'io moto anao io ny rivotra ao anaty pneu, Raha noana ny pneu anao dia miakatra ny consommation satria mitombo ny contact amin'ny tany, ary miha mavesatra kokoa ny moto. Miasa mafy kokoa ny moteur ary mitombo ny consommation.
6-Aza tonga dia mandeha mafy avy hatrany rehefa mandray moto, fa tsapao tsikelikely, indraindray mety mamotsotra tampoka ny frein, tsy miakatra tsara ny menaka. Mampiteraka accident.
7-afanao foana ny moto rehefa hiainga, fara faha ratsiny 2minitra. Ilaina ny miandry kely ahafahan'ny menaka mandeha amin'ny lalany tsara alohan'ny hiainganao. Aza maika fa afanao ny moto aloha izay vao miainga.
Ireo aloha no azo atolotra antsika, Raha misy hafa hitanareo fa tokony ho vérifier-na dia lazao ao anaty commentaire ao😉
Zarao amin'ny hafa ary ny torohevitra raha nety taminao, aza adino mi s'abonne amin'ny page.
Tsindrio suivre Raha mila moto mora