27/05/2025
Tsiory ART BOIS
Tout travaux concernant les bois: devis, création, réalisation, livraison. Ebenisterie: meubles, Chapenterie: escaliers, Menuiserie: portes, fenêtres,...
27/05/2025
11/01/2024
Mirary taona ho feno fahombiazana ho antsika rehetra ô
Bonne et heureuse année 2024 à tous et à toutes
Happy New Year to everyone🥳🥳🥳
17/11/2021
Zaho.io! plateforme pour les pro Zaho.io est une plateforme pour aider les personnes cherchant du travail, interface entre les partenaires et les utilisateurs via votre inscription sur notre site tout en créant votre CV gratuitement.
08/11/2021
Voici une liste de quelques fonctionnalités que nous allons développer prochainement:
1- Possibilité de rédiger un CV en utilisant la langue de votre choix,
2- Ajout d'un CV video,
3- Espace recruteur pour les offres d'emploies.
D'autres fonctionnalités seront annoncées sur la page.
Restez connecter.
----
Here are some incoming features:
1- Write a resume using the language of your choice
2- Upload a resume video
3- Space for recruiter and jobs apply.
More features will be announced on the page.
Stay tuned.
03/11/2021
Zaraiko eto satria hitako fa mahasoa antsika, indrindra ho an'ireo tanora mitady asa. Zaho.io dia plateforme iray vita malagasy ary natao hitsimbinana indrindra ireo sahirana amin'ny fanamboarana CV manaraka ny toe-trandro. Koa manasa anao ary handray anjara ka hisoratra anarana ao amin'ny rohy https://zaho.io/ Azonao atao tsara ny manova ny CV anao amin'ny fotoana rehetra ary amin'ny endriny na loko samihafa. Rehefa avy manao inscription ianao diana hanana compte misy ny profil anao ka rehefa misy tolotr'asa mifanaraka amin'ny mombamomba anao dia hampandrenesina ianao. Ka manasa anao ary hanaraka foana ny fivoaran'ny https://zaho.io/. Raha mila fanazavana fanampiny ianao na manana soso-kevitra hanatsarana ny plateforme Zaho.io dia afaka manao commentaire fa hisy ekipa hamaly anao foana eo. Mirary soa ho antsika rehetra😇
Zaho.io! plateforme pour les pro Zaho.io est une plateforme pour aider les personnes cherchant du travail, interface entre les partenaires et les utilisateurs via votre inscription sur notre site tout en créant votre CV gratuitement.
30/10/2021
Ity Zaho.io no vokatra voalohany ao amin'ny SAHA Technology, azontsika rehetra ampiasaina indrindra ho an'ireo mitady asa, azonao atao ny manamboatra CV ao "gratuit" ho fanampiana antsika, mbola ho avy manaraka ihany koa ny vina isan-karazany ka manasa hanao hitsidika ny rohy ary hanaraka tsy tapaka ny fivoaran'ny Zaho.io
🤩🤩🔥🔥🔥
Io àry hoe ... Faly izahay mampahafantatra anareo fa rahapitso 31 Octobra 2021 dia afaka hampiasain'ny besinimaro ny vokatra zaho.io (BETA na andrana).
Devinez quoi ... Nous sommes ravis de vous annoner que la plateforme zaho.io sera rendue au grand publique demain 31 Octobre 2021 en version BETA.
Guess what ... We are thrilled to announce to you that the zaho.io platform will be released in public on October, 31st 2021 in the BETA version.
19/06/2020
Savoir organiser même avec une petite espace😄
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Ambohimanarina
Antananarivo
101