15/05/2026
๐๐ซ๐๐ญ๐จ ๐ข๐ง๐๐ซ๐๐ฒ ๐๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ก๐จ๐๐๐ง๐๐ง๐ ๐ก๐จ ๐๐ง'๐ง๐ฒ ๐ฏ๐จ๐ฅ๐๐ง๐ ๐๐จ๐ง๐ ๐ ๐
Mitohy hatrany ny fiofanana ary natao ho anโny rehetra ๐
โ
๐๐๐ข๐ฆ๐๐ข๐ฆ๐ฉ๐จ๐๐ง๐ ๐ญ๐๐ง๐ญ๐๐ซ๐๐ค๐
๐ ๐
๐ข๐ฌ๐จ๐ซ๐๐ญ๐๐ง๐ ๐๐ง๐๐ซ๐๐ง๐ :
๐ Antsoy ny laharana mifanaraka aminโilay fihofanana tianao ho atrehina.
โ ๏ธ Voafetra ny toerana ka aza tara misoratra anarana!
๐๐
๐ โ ๐๐๐ค๐๐๐จ๐ฆ-๐๐ข๐๐ฒ ๐๐ณ๐จ ๐๐ง๐ญ๐จ๐ค๐
12/05/2026
๐๐๐ง๐๐ค๐๐ข๐ค๐ฒ ๐๐ง๐๐ซ๐๐จ ๐ก๐๐ญ๐ซ๐๐ง๐ฒ ๐ข๐ณ๐๐ก๐๐ฒ ๐๐
๐ ๐ ๐
Anjarantsika eny ๐จ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐
๐๐
๐๐๐ ๐๐๐
๐๐๐ ๐๐๐๐ !
Hisy ny foara manomboka ny ๐๐ ๐ค๐ ๐ก๐๐ญ๐ซ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐๐ ๐๐๐ฒ izay andraisan'ny LFL Madagascar anjara amin'ny maha sponsor officiel azy.
Ho tontosaina eo aminโny ๐ญ๐๐ซ๐ซ๐๐ข๐ง ๐๐ฆ๐๐จ๐ก๐ข๐ฆ๐๐ฅ๐๐ณ๐.
Toy ny mahazatra dia ho hitanao ao :
โ
Ny fampiratiana ny vokatra LFL
โ
Fifampizarana sy torolร lana iarahana amin'ireo teknisianina havanana amin'izany
Taomy ary ny namana dia tongava maro fa tsy hanenenanao izany e โจ
09/05/2026
๐ฅ ๐๐๐๐จ ๐ข๐ง๐๐ซ๐๐ฒ ๐ก๐ข๐๐ซ๐๐ค๐ ๐๐ฆ๐ข๐ง๐๐ฒ! ๐ฅ
Any amin'ny Tsenabe Fivoarana Mahitsy indray ny fotoana, manomboka ny ๐๐ ๐ก๐๐ญ๐ซ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐๐ ๐๐๐ฒ ho avy izao!
- Ho hitanao any avokoa ireo karazana vokatra misy ato amin'ny LFL Madagascar
-Fampiratiana sy torolalร na miaraka amin'ireo teknisianina
Toerana: ๐๐๐ซ๐ซ๐๐ข๐ง ๐๐๐ก๐ข๐ญ๐ฌ๐ฒ
Tongava maro ary taomy ny namana e!
07/05/2026
๐๐๐๐๐๐ ๐โ๐๐
๐
๐๐
Ny LFL Madagascar dia mitady "๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐" matihanina aminโny resaka:
- Fanamboarana akanjo (tee-shirt,polo, combinaison...)
- Impression: affiches, flyers, etc...
๐ Raha manana fahaiza-manao amin'ireo sehatra ireo ny orinasanao, dia manasa anao handefa ny "๐ฑ๐ผ๐๐๐ถ๐ฒ๐ฟ" na "portfolio" anao ao aminโity adiresy mailaka manaraka ity: [email protected]
Daty farany fametrahana ny "candidature": 30 mai 2026
๐๐๐๐๐๐ ๐๐ก๐๐๐๐ ๐!!
01/05/2026
Ny LFL Madagascar dia manome lanja ny asa rehetra.
Ao ambadikโireo sakafom-biby sy ireo akohokely vokarin'ny LFL Madagascar, dia misy olona maro miasa mafy isanโandro, manampy ny mpiompy ary mitondra fivelomana ho anโny fianakaviana maro.
Izany rehetra izany dia porofo fa ny asantsika mpamokatra dia mitondra lanja, manohana ny mpiompy ary manampy aminโny fampandrosoana anโi Madagasikara.
๐๐ข๐ซ๐๐ซ๐ฒ ๐
๐๐ญ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐๐ฌ๐ ๐ฌ๐๐ฆ๐๐๐ญ๐ซ๐ ๐ก๐จ ๐๐ง๐ญ๐ฌ๐ข๐ค๐ ๐ซ๐๐ก๐๐ญ๐ซ๐ ๐
21/04/2026
๐๐๐ ๐ฏ๐จ๐ง๐จ๐ง๐ ๐ฏ๐ ๐ข๐๐ง๐๐ซ๐๐จ? ๐
Manomboka rahampitso ny ๐๐๐๐๐๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐ izay ho tanterahina ao Miakadaza Imerintsiatosika izay ho atao ny ๐๐, ๐๐, ๐๐,๐๐,๐๐ ๐๐ฉ๐ซ๐ข๐ฅ๐ฒ ho avy izao!
Toy ny mahazatra dia nanomana zavatra mahafinaritra ho antsika hatrany ny LFL Madagascar.
๐ Koa aza misalasala intsony ary fa tongava maro ๐
15/04/2026
๐๐๐จ๐ง๐ ๐ ๐ข๐ง๐๐ซ๐๐ฒ ๐๐ง๐๐ฒ ๐๐!!! ๐
๐ข๐ก๐จ๐๐๐ง๐๐ง๐ ๐ฏ๐จ๐ฅ๐๐ง๐ ๐๐๐ฒ ๐ข๐ง๐๐ซ๐๐ฒ ๐ข๐ญ๐ฒ
โ๏ธ Misokatra ho anโny rehetra
โ๏ธ Maimaimpoana tanteraka
๐ Fisoratana anarana :
๐ Antsoy ny laharana mifanaraka aminโilay fiofanana safidinao
โ ๏ธ Tandremo fa voafetra ny toerana, ka aza miandry ela vao misoratra anarana!
LFL โ Sakafom-biby azo antoka ๐
12/04/2026
๐ข ๐๐ก๐จ๐๐ง๐ ๐ง๐จ ๐๐ญ๐๐จ ๐ซ๐๐ก๐ ๐ญ๐ ๐ก๐ข๐ฌ๐ข๐ญ๐ซ๐๐ค๐ ๐ง๐ฒ ๐๐ฌ๐ฌ๐ข๐ฌ๐ญ๐๐ง๐๐ ๐ฏ๐ข๐ซ๐ญ๐ฎ๐๐ฅ๐ฅ๐ ?
Fomba tsotra ahafahana manaraka ny fiompianao. Aza adino fa maimaimpoana hatrany izany anh !!
"LFL Madagascar, antoky ny fahombiazanao"