Multi Service Ansena Samby Ansena

Multi Service Ansena Samby Ansena

Share

Manao ny asa momban'ny Mobile Money sy ny Informatique Bureautique

12/11/2025

Level Up

31/12/2024

Bonne année

25/12/2024
18/10/2024

FOMBA AHAFAHANA MIDITRA INTERNET (FACEBOOK, WhatsApp...)
1-Mividy crédit dia avadika mega raha téléphone, Tablette. Afaka mividy izay vidina manomboka amin'ny 100Ar
2-Mividy crédit dia avadika mega ho ana modem na box wifi... Vidina izay tiana ampiasaina arakaraka ny filana.
3-Mividy box any amin'ireo Opérateurs(Telma, orange, airtel, Bleuline). Manao taratasy fifanarahana aminy, manomboka eo ho eo amin'ny 99000Ar isambolana ny vola aloha. Voafetra ny mega azo, efa en Giga moa izy amin'izany fa mega no mahazatra antsika.
Mila toerana misy réseau an'ireo opérateurs ireo ambony ireo.
4-Mampiditra Fibre optique ho an'ireo toerana afaka ampidirana fibre optique...misy fifanarahana sy angagement atao amin'ireo orinasa(tsy haiko loatra ny sarany)
5-Manatona ireny toerana misy wifi maimaimpoana ireny... Ohatra ny ministeran'ny paositra nametraka wifi amina toerana ho an'ny daholo dia eny mitondra téléphone... Misy dingana tsotsotra arahina dia afaka miconnecte
6-Mangataka code wifi ao amin'ilay mpifanolo-bodirindrina tsara fanahy be manana wifi iny😂😂😂
7-Mandeha cyber ka ny fotoana lany ao no kaontina isan'ora na isa-minitra. Mety ny iray amin'ny laharana faha3 na 4 voalaza etsy ambony no ampiasan'ny mpanao cyber na laharana faha 8 etsy ambany.
8-Mividy kits Starlink, afaka apetaka na aiza na aiza raha mbola eto Madagasikara ka malalaka ny lanitra tsy ahitana fanakonana be. Internet par satellite izy io tsy miankina amina pilone. Hainganam-pandeha izy io raha oharina amin'ny tambazotra efa nisy teto atramin'izay
Mvidy kits any amin'ny revendeur na manafatra en ligne ary mandoa abonnement isambolana.Tsy voafetra ny mega na handany firy TO aza fa ny isan'ny fitaovana indray miara mampiasa azy dia mahatratra 128 misy mihoatra an'io
Fantaro ary efa maro no toerana misy azy io eto Madagasika ka isan'izany eto Marolambo ao amin'ny Multi Service Ansena Samby Ansena .
Tongava mitsidika ianao:
-Tsy afaka mijery video fa mitsitsy mega io
-Misy zavatra zavatra tiana alaina nefa mavesatra
-Ordinateur sy téléphone anao mangataka mis à jour io...
Sy ny maro samihafa ilana connexion
Kara mora aby izy ao fa tsy arakaraka vidin-draha aty Marolambo io...

22/07/2024

Mirary soa anarô hagnano bac manomboka niany

18/06/2024

Ny Multi Service Ansena Samby Ansena
Dia mirary soa ny mpanala fanadinana CEPE rehetra

10/05/2024

Ny Multi Service Ansena Samby Ansena
Dia tsy manohana candidat na iza na iza.
Misokatra amin'ny olona rehetra ny fiarahamiasa

05/05/2024

Azo atao tsara ny mijery relevé de transaction
Ianao ihany dia mahavita azy

Photos from Multi Service Ansena Samby Ansena's post 28/03/2024
22/03/2024

Avec Vaovaon'i Toliara – Je viens d’être reconnu(e) comme l’un(e) de ses meilleurs fans ! 🎉

Want your business to be the top-listed Furniture Store in Marolambo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Rue Vers Bureau CISCO
Marolambo
513