08/07/2022
Problèmes et maux de dos, tordus,douloureux
et il n'y a pas beaucoup de médicaments pour y remédier. Nous proposons une solution simple, Massage de toute la colonne vertébrale,et stimulation des points réflexologie pendant 60 minutes. avec d'autres traitements. Appelez le 032 56 428 02
A domicile ou au cabinet sur rendez-vous 🌺🍀🌻
Olana @ lamosina marary lava, mivilana sns
Mampijaly rehefa tratrany, ary tsy dia misy loatra fanafody mahasitrana azy.
Vahaolana tsotra no atolotray, Otra na massage ny taolandamosina iray manontolo, Ary miampy reflexo mandritry ny 60 minitra.
Miaraka amin’ny fitsaboana karazany hafa.
Miantso ny laharana 032 56 428 02 raha mila fanazavana fanampiny.
Mandeha antrano na any @ cabinet🌺🍀🌻