15/06/2026
๐ ๐
๐ข๐จ๐๐๐ง๐๐ง๐ ๐ฏ๐จ๐ฅ๐๐ง๐ ๐๐จ๐ฅ๐๐ฒ ๐ข๐ง๐๐ซ๐๐ฒ ๐! ๐
Te hanatsara ny fahaizanao ve ianao? Ireto ร ry ny fiofanana misokatra ho anโny rehetra :
โ
Fiofanana maimaimpoana tanteraka
๐ Fisoratana anarana :
Antsoy mivantana ny laharana mifanandrify aminโilay fiofanana tianao hatrehina.
โ ๏ธ Marihina fa voafetra ny isanโny toerana ka aza tara ary e!
LFL โ Sakafom-biby azo antoka
13/06/2026
Ao daholo ve?
๐๐จ๐ง๐ฒ ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐๐ง๐๐ซ๐ข๐ง๐ฒ ๐ฏ๐๐จ๐ฏ๐๐จ !
โ
Nohatsaraina satria dia Vokatra tokana nefa mety aminโny karazam-piompiana rehetra: na dobo tany izany, na vovo mitsingevana na hors sol ihany koa.
๐ Ireto avy ny karazany misy:
-๐
๐ซ๐ฒ
-๐๐ฆ๐๐ฅ๐ฅ ๐๐ซ๐ฎ๐ฆ๐๐ฅ๐
-๐๐ข๐ ๐๐ซ๐ฎ๐ฆ๐๐ฅ๐
-๐๐ซ๐๐ ๐ซ๐จ๐ฐ๐๐ซ
-๐๐ซ๐จ๐ฐ๐๐ซ
-๐
๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ก๐๐ซ
-๐๐ซ๐จ๐จ๐๐ฌ๐ญ๐จ๐๐ค (๐ก๐จ ๐๐ง'๐ง๐ฒ ๐ซ๐๐ข๐๐ฆ๐๐ง๐๐ซ๐๐ง๐ข๐ง-๐ญ๐ซ๐จ๐ง๐๐ซ๐จ)
Manatsara ny fitombonโny trondro ary manamora ny fiompiana. Tsy vitan'izany fa mampatsiro kokoa ny tsiron'ny nofon-trondro ny fampiasana azy ๐
"LFL, Sakafom-biby azo antoka"
11/06/2026
โ๏ธ๐ ๐๐ข๐ญ๐๐ง๐๐ซ๐๐ฆ๐ ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ข๐ณ๐๐จ ๐๐ง๐๐ซ๐จ ๐ฆ๐๐ง๐ ๐๐ญ๐ฌ๐ข๐๐ค๐ ๐ข๐ณ๐๐จ! ๐โ๏ธ
Efa manomboka mangatsiaka ny andro, ka mila fitandremana manokana ny fiompiana akoho.
๐ Ataovy mafanafana kely ny rano omena azy, indrindra raha avy aminโny lava-drano, satria mangatsiaka izy ireny aminโizao vanim-potoana izao.
๐ Ankoatran'ny hafanร na, mila rivotra madio mivezivezy tsara ao anatin'ny tranonโakoho. Raha tsy ampy rivotra madio ny akoho dia mety ho tratry ny ascite, aretina izay tsy misy fanafody ka ny fisorohana no tena vahaolana.
Ilaina ireo mba:
โ๏ธ Hisorohana ny aretina
โ๏ธ Hanatsara ny fandevonan-kanina
โ๏ธ Hitazonana ny fitombony ho ara-dalร na
Tsarovy fa ny fikarakarana madinika isanโandro no mitondra vokatra lehibe. ๐
07/06/2026
๐ข Ry mpiompy akoho namana, fotoana izao hanatsarana ny vokatrao ๐
๐
๐๐ง๐ญ๐๐ญ๐ซ๐๐จ ๐ฏ๐ ๐๐ ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ฏ๐จ๐๐ญ๐๐ซ๐ฒ ๐ฆ๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐๐ฌ๐ ๐๐๐ง๐๐๐จ๐๐ฒ ๐ฏ๐๐จ ๐ฆ๐๐ก๐๐ณ๐จ ๐ฏ๐จ๐ค๐๐ญ๐ซ๐ ๐ญ๐ฌ๐๐ซ๐ โ
Manasa anao hanatrika fiofanana, na ho anareo mpiompy akoho fakana nofo izany, na ho anarareo mpiompy akoho mpanatody lava.
Fotoana iray izay hizarana teknika sy fomba fanao mahomby hanatsarana ny fiompiana sy hahazoana vokatra tsara kokoa izay tsy voatery hiankina amin'ny fampiasana fanafody , ary indrindra hiresahana momba ny voka-dratsinโny fanafody eo amintsika mpihinana.
-Daty: ๐๐ ๐๐จ๐ง๐
-Toerana: ๐๐๐๐ ๐๐ฆ๐๐ซ๐ข๐ง๐ญ๐ฌ๐ข๐๐ญ๐จ๐ฌ๐ข๐ค๐
-Ora: ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐ ๐จ๐ซ๐ ๐ฆ๐๐ซ๐๐ข๐ง๐
Koa aza tara ร ry fa maimaimpoana tanteraka ny fiofanana ary misokatra ho anโny rehetra!
๐ Hisoratra anarana na te hahazo fanazavana fanampiny? Antsoy ny: 038 23 901 08 na miantsoa maimaimpoana ny laharana maitso.
05/06/2026
๐๐๐๐๐๐๐โ๐๐
๐ ๐ฏ๐จ๐ฅ๐๐ง๐ ๐๐๐ฒ
โจ Ireo zava-nisongadina taminโny volana May lasa teo
Volana iray feno hetsika sy fifaliana niarahana taminareo, fifampizarร na ary fifanakalozana.
Misaotra hatrany aminโny fitokisana sy ny fiaraha-miasa ๐
๐๐ข๐๐ซ๐-๐๐ข๐ ๐ก๐๐ญ๐ซ๐๐ง๐ฒ ๐ข๐ฌ๐ข๐ค๐!! ๐
03/06/2026
๐ ๐๐จ ๐๐ง๐ญ๐ฌ๐ข๐ค๐ ๐๐ง๐ฒ ๐๐๐ง๐๐ฅ๐๐ฅ๐จ๐ง๐๐จ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐๐ง๐จ๐๐ข๐๐ข๐ง๐ ๐ข๐ง๐๐ซ๐๐ฒ ๐ข๐ญ๐ฒ ๐! ๐
ยซ ๐ง๐๐ฒ๐ป๐ฎ๐ฏ๐ฒ ๐ณ๐ถ๐๐ผ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐น๐ฎ๐น๐ผ๐ป๐ฑ๐ผ ยป
Hatao ny ๐๐ ๐ค๐ ๐ก๐๐ญ๐ซ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐๐ ๐๐จ๐ง๐ ho avy izao iarahanao aminโny LFL Madagascar izay mpanohana ofisialy.
๐ค Fotoana hihaonana aminโireo teknisianina samy hafa ato amin'ny LFL Madagascar, hifampizarana sy hanomezana torolalana ary fiofanana maimaimpoana ho anareo mpiompy.
Ao ihany koa ireo vokatra rehetra nahafantarana anay hatramin'izay!
Any Manalalondo indray izany ny fotoana ka tongava maro e! ๐๐ฅฐ
31/05/2026
๐ท๐ ๐๐ซ๐๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ญ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐๐๐ง๐ฒ ๐๐ท
Aminโity andro manokana ity, dia miarahaba ireo reny rehetra izahay, indrindra ireo reny miasa eo aminโny sehatry ny fiompiana.
-Reny mikararakara ny ankohonany
-Manao ny asany am-pitiavana sy am-paharetana
๐ ๐๐ข๐ฌ๐๐จ๐ญ๐ซ๐ ๐๐ง๐๐ซ๐๐จ ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐๐ณ๐๐ค๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ญ๐ข๐๐ฏ๐๐ง๐ ๐ณ๐๐ซ๐๐ข๐ง๐๐ซ๐๐จ ๐ข๐ฌ๐๐งโ๐๐ง๐๐ซ๐จ.
28/05/2026
๐๐ญ๐ฒ ๐ข๐ง๐๐ซ๐๐ฒ ๐๐ซ๐ฒ ๐ฅ๐ ๐ง๐๐ง๐๐ซ๐๐ฌ๐๐ง๐ ๐!! โบ๏ธ
๐ขMiomร na ร ry ianareo fa ho avy hihaona aminareo mpiompy any ๐๐จ๐ฌ๐ฒ ๐๐ - ๐๐ข๐ฬ๐ ๐จ- ๐๐๐ฆ๐๐๐ฏ๐ ๐ง๐ฒ ๐๐
๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ฌ๐๐๐ซ! โบ๏ธ
Fotoana manokana natao hifampizarana mba hampiroboroboana hatrany ny fiompiana ao amin'ny faritra !
Hotanterahina manomboka ny 01 Jona ho avy izao ary misokatra ho anโny rehetra.
Mankasitraka e!! โค
24/05/2026
Ny LFL Madagascar dia ๐๐ข๐ซ๐๐ซ๐ฒ ๐๐๐ง๐ญ๐๐ค๐จ๐ฌ๐ญ๐ ๐ฌ๐๐ฆ๐๐๐ญ๐ซ๐ ho antsika rehetra!
๐คHitondra fifaliana ho antsika rehetra anie ity andro ity.