SMDR EVENT

Directions

SMDR EVENT Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from SMDR EVENT, Avarandrano, Antananarivo.

๐Ÿ”ฅ BRADERIE SPร‰CIALE TOUSSAINT ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ“ NOSY BE HELL VILLE๐Ÿ“… 29 OKTOBRA โ€“ 08 NOVAMBRA 2026โœจ Fotoana lehibe hampahafantarana sy h...
29/09/2026

๐Ÿ”ฅ BRADERIE SPร‰CIALE TOUSSAINT ๐Ÿ”ฅ
๐Ÿ“ NOSY BE HELL VILLE
๐Ÿ“… 29 OKTOBRA โ€“ 08 NOVAMBRA 2026

โœจ Fotoana lehibe hampahafantarana sy hivarotana ny vokatrao! โœจ

Mitady toerana hahafahanao mampiseho, mampahafantatra ary mivarotra ny entanao aminโ€™ny mpanjifa maro ve ianao?

๐Ÿ’ฅ Aza adino ity fotoana ity! ๐Ÿ’ฅ

Hisokatra ho anโ€™ireo mpivarotra sy mpandraharaha aminโ€™ny sehatra maro ny BRADERIE SPร‰CIALE TOUSSAINT, toy ny :

๐ŸŽจ Art Malagasy & Asa-tanana
๐Ÿ’Ž Bijoux & Accessoires
๐Ÿ’„ Cosmรฉtiques & Produits de beautรฉ
๐ŸŒฟ Produits naturels
๐Ÿ‘— Fitafiana & Accessoires
๐Ÿ“ฑ Tรฉlรฉphone & Accessoires
๐Ÿ” Snack & Resto
๐Ÿงธ Jouets
๐Ÿณ Ustensiles de cuisine
๐Ÿช Biscuits, Bonbons & Confiseries
๐Ÿ›๏ธ Ary vokatra maro hafa...

๐Ÿšจ ANTSO HO AN'NY EXPOSANTS, SPONSORS & PARTENAIRES! ๐Ÿšจ

๐Ÿ‘‰ Aza miandry ny toerana ho feno!
๐Ÿ‘‰ Araraoty ity fotoana ity hampitomboana ny varotrao sy hampahafantarana ny marikao.
๐Ÿ‘‰ Tongava miaraka aminโ€™ny vokatrao ary asehoy aminโ€™ny besinimaro izay mampiavaka anao!

๐Ÿ”ฅ TOERANA VOAFETRA โ€” PLACE LIMITร‰E! ๐Ÿ”ฅ
๐Ÿ“ž INFOLINE :
034 84 541 17 / 033 64 094 33 / 032 40 908 85

โœจ BRADERIE SPร‰CIALE TOUSSAINT โ€” Fotoana iray, fahafahana maro! โœจ

๐Ÿ”ฅ BRADERIE SPร‰CIALE TOUSSAINT ๐Ÿ”ฅ
๐Ÿ“ NOSY BE HELL VILLE
๐Ÿ“… DU 29 OCTOBRE AU 08 NOVEMBRE 2026

โœจ UNE GRANDE OPPORTUNITร‰ POUR FAIRE CONNAรŽTRE ET Dร‰VELOPPER VOTRE ACTIVITร‰ ! โœจ

Vous รชtes commerรงant, entrepreneur, artisan, crรฉateur ou professionnel ?
Vous souhaitez prรฉsenter vos produits, attirer de nouveaux clients et booster vos ventes ?

๐Ÿ’ฅ Ne manquez pas ce grand rendez-vous commercial ร  Nosy Be Hell Ville ! ๐Ÿ’ฅ

๐Ÿ›๏ธ De nombreux secteurs sont les bienvenus :

๐ŸŽจ Art malgache & artisanat
๐Ÿ’Ž Bijoux & accessoires
๐Ÿ’„ Cosmรฉtiques & produits de beautรฉ
๐ŸŒฟ Produits naturels
๐Ÿ‘— Habillement & accessoires
๐Ÿ“ฑ Tรฉlรฉphones & accessoires
๐Ÿ” Snack & restauration
๐Ÿงธ Jouets
๐Ÿณ Ustensiles de cuisine
๐Ÿช Biscuits, bonbons & confiseries
๐Ÿ›’ Et bien dโ€™autres produits encoreโ€ฆ

๐Ÿšจ APPEL AUX EXPOSANTS, SPONSORS & PARTENAIRES ! ๐Ÿšจ

๐Ÿ‘‰ Venez prรฉsenter votre activitรฉ et vos produits !
๐Ÿ‘‰ Profitez dโ€™une belle occasion pour rencontrer de nouveaux clients !
๐Ÿ‘‰ Faites connaรฎtre votre marque et dรฉveloppez votre visibilitรฉ !

๐Ÿ”ฅ LES PLACES SONT LIMITร‰ES ! ๐Ÿ”ฅ
Rรฉservez votre emplacement dรจs maintenant !

๐Ÿ“ž INFOLINE :
034 84 541 17 / 033 64 094 33 / 032 40 908 85

โœจ BRADERIE SPร‰CIALE TOUSSAINT
Un รฉvรฉnement โ€ข Des opportunitรฉs โ€ข Des rencontres โ€ข Des affaires ! โœจ

29/09/2026
๐Ÿšจ๐Ÿ”ฅ **RY MPONINโ€™I FORT-DAUPHIN, AZA MISY DISO!!!** ๐Ÿ”ฅ๐Ÿšจ๐Ÿ’ฅ **TONGA NY 3 ANDRO FARANY HO ANโ€™NY BONNES AFFAIRES!**Raha mbola ts...
09/09/2026

๐Ÿšจ๐Ÿ”ฅ **RY MPONINโ€™I FORT-DAUPHIN, AZA MISY DISO!!!** ๐Ÿ”ฅ๐Ÿšจ

๐Ÿ’ฅ **TONGA NY 3 ANDRO FARANY HO ANโ€™NY BONNES AFFAIRES!**
Raha mbola tsy tonga ianaoโ€ฆ **IZAO NO FOTOANA!** ๐Ÿ˜๐Ÿ›๏ธ

๐Ÿ“… **10 โ€ข 11 โ€ข 12 โ€ข 13 SEPTEMBRE 2026**

๐Ÿ”ฅ **SOLDE Bร‰ โ€ข VARO-BOBA โ€ข LIQUIDATION FARANY**
๐Ÿ’ฐ **Vidy tena mora, prix mirary ary entana maro samihafa!**

๐Ÿ›’ Vรชtements โ€ข Kiraro โ€ข Sacs & Accessoires
๐Ÿ  Articles de maison โ€ข Beautรฉ โ€ข ร‰lectromรฉnager
๐Ÿงธ Jouets โ€ข Cadeaux โ€ข Ary mbola maro hafaโ€ฆ

โœจ **Maro ny articles tsy fahita firy, tsara ary misy aminโ€™ny prix tena mahaliana!**

๐Ÿ“ **EO ANTOKOTANINโ€™NY GENDARMERIE FORT-DAUPHIN**
Ambadikโ€™i Visite Technique, ao ambony, ampitanโ€™ny Tranompokonolona.

๐ŸŽŸ๏ธ **ENTRร‰E GRATUITE โ€” 00 AR !**

๐Ÿ‡ซ๐Ÿ‡ท **VENEZ NOMBREUX PROFITER DES DERNIERS JOURS !**
Grands soldes, liquidation et prix accessibles : **tout le monde peut y trouver son bonheur.**

โค๏ธ **AVIA MIARAKA AMINโ€™NY FIANAKAVIANA SY NAMANA โ€” AZA TARA AN FA MADALO NY TOLOTRA

๐Ÿ”ฅ BRADERIE NOUVELLE VERSIONโ€“ FORT DAUPHIN ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ“… 31 AOร›T AU 14 SEPTEMBRE 2026๐Ÿ“ TANAMBAO, EO ANTOKOTANINโ€™NY GENDARMERIE โ€“ FOR...
23/08/2026

๐Ÿ”ฅ BRADERIE NOUVELLE VERSIONโ€“ FORT DAUPHIN ๐Ÿ”ฅ

๐Ÿ“… 31 AOร›T AU 14 SEPTEMBRE 2026
๐Ÿ“ TANAMBAO, EO ANTOKOTANINโ€™NY GENDARMERIE โ€“ FORT DAUPHIN

๐Ÿ›๏ธ MPANJIFA MPIVIDY, TONGAVA MARO! ๐Ÿ›๏ธ
Aza adino ity fotoana ity fa ARTICLE MAROBE, SAMY HAFA KARAZANY ary maro aminโ€™ireo articles no tsy fahita firy! ๐Ÿ˜

๐Ÿ‘— Vรชtements
๐Ÿ‘Ÿ Chaussures
๐Ÿ‘œ Sacs & accessoires
๐Ÿ  Articles de maison
๐Ÿ’„ Beautรฉ
โšก ร‰lectromรฉnager
๐Ÿงธ Jouets
๐ŸŽ Cadeaux
โ€ฆ ary mbola maro be!

๐Ÿ’ฅ BONNES AFFAIRES โ€“ PRIX MIRARY โ€“ VIDY MORA!
๐Ÿ‘‰ Mahita zavatra tsara sy mahasoa aminโ€™ny prix abordable ny rehetra.

๐ŸŽ‰ PRIX Dโ€™ENTRร‰E : GRATUIT โ€“ 00 AR !
Tsy misy droit dโ€™entrรฉe, koa tongava miaraka aminโ€™ny fianakaviana, namana ary olon-tiana!

๐Ÿ“ข MPIVAROTRA / COMMERร‡ANTS:
Mbola misy PLACE DISPONIBLE ho anโ€™ireo mbola te-hisehatra sy hivarotra mandritra ny braderie.

๐Ÿ“ž RESERVATION / INFORMATIONS :
034 84 541 17 / 038 54 807 30

โค๏ธ VENEZ NOMBREUX !
Aza tara fa mety hahita ireo articles tadiavinao aminโ€™ny prix tena mahaliana ianao!

๐Ÿ›๏ธ BRADERIE NOUVELLE VERSION โ€“ FORT DAUPHIN
Venez nombreux, profitez des bonnes affaires et soutenons nos commerรงants locaux !

ANTSO HO AN'NY MPANDRAHARAHA, MPIVAROTRA, SPONSORS ARY PARTENAIRES !GRANDE BRADERIE DE FORT-DAUPHIN 2026๐Ÿ“… 31 Aogositra โ€“...
07/08/2026

ANTSO HO AN'NY MPANDRAHARAHA, MPIVAROTRA, SPONSORS ARY PARTENAIRES !

GRANDE BRADERIE DE FORT-DAUPHIN 2026
๐Ÿ“… 31 Aogositra โ€“ 14 Septambra 2026

Efa ela no niandrasan'ny mponina eto Fort-Dauphin ity hetsika goavana ity !

Aza adino ity fotoana volamena ity mba :
โœ… Hampahafantarana ny orinasanao
โœ… Hanehoana ny vokatra sy tolotrao
โœ… Hamoahana vokatra vaovao eny an-tsena
โœ… Hampitomboana ny varotrao
โœ… Hanaovana liquidation sy famarotana tahiry
โœ… Hahazoana mpanjifa sy mpiara miombon'antoka vaovao
โœ… Hanamafisana ny lazanao eo amin'ny tsena

Olona an'arivony no andrasana hitsidika ny hetsika !

โš ๏ธ MISOKATRA NY FISORATANA ANARANA
โš ๏ธ VOAFETRA NY TOERANA

๐Ÿ“ž 033 64 094 33
๐Ÿ“ž 034 84 541 17
๐Ÿ“ž 032 40 908 85

๐Ÿ“ฑ Facebook : SMDR EVENT

Tongava maro ary alao dieny izao ny toerana ho an'ny stand-nao !APPEL AUX EXPOSANTS, ENTREPRENEURS, SPONSORS & PARTENAIRES !

GRANDE BRADERIE DE FORT-DAUPHIN 2026
๐Ÿ“… Du 31 Aoรปt au 14 Septembre 2026

Fort-Dauphin attend cet รฉvรฉnement depuis longtemps !

Profitez de cette grande opportunitรฉ pour :
โœ… Faire connaรฎtre votre entreprise
โœ… Prรฉsenter vos produits et services
โœ… Lancer vos nouveautรฉs
โœ… Rรฉaliser des ventes exceptionnelles
โœ… Faire la liquidation de vos stocks
โœ… Trouver de nouveaux clients et partenaires
โœ… Dรฉvelopper votre visibilitรฉ

Des milliers de visiteurs sont attendus !

โš ๏ธ INSCRIPTIONS OUVERTES
โš ๏ธ PLACES LIMITร‰ES

๐Ÿ“ž 033 64 094 33
๐Ÿ“ž 034 84 541 17
๐Ÿ“ž 032 40 908 85

๐Ÿ“ฑ Facebook : SMDR EVENT

Rรฉservez votre stand dรจs maintenant !

07/08/2026

ANTSO HO AN'NY MPANDRAHARAHA, MPIVAROTRA, SPONSORS ARY PARTENAIRES !

GRANDE BRADERIE DE FORT-DAUPHIN 2026
๐Ÿ“… 31 Aogositra โ€“ 13 Septambra 2026

Efa ela no niandrasan'ny mponina eto Fort-Dauphin ity hetsika goavana ity !

Aza adino ity fotoana volamena ity mba :
โœ… Hampahafantarana ny orinasanao
โœ… Hanehoana ny vokatra sy tolotrao
โœ… Hamoahana vokatra vaovao eny an-tsena
โœ… Hampitomboana ny varotrao
โœ… Hanaovana liquidation sy famarotana tahiry
โœ… Hahazoana mpanjifa sy mpiara miombon'antoka vaovao
โœ… Hanamafisana ny lazanao eo amin'ny tsena

Olona an'arivony no andrasana hitsidika ny hetsika !

โš ๏ธ MISOKATRA NY FISORATANA ANARANA
โš ๏ธ VOAFETRA NY TOERANA

๐Ÿ“ž 033 64 094 33
๐Ÿ“ž 034 84 541 17
๐Ÿ“ž 032 40 908 85

๐Ÿ“ฑ Facebook : SMDR EVENT

Tongava maro ary alao dieny izao ny toerana ho an'ny stand-nao !APPEL AUX EXPOSANTS, ENTREPRENEURS, SPONSORS & PARTENAIRES !

GRANDE BRADERIE DE FORT-DAUPHIN 2026
๐Ÿ“… Du 31 Aoรปt au 13 Septembre 2026

Fort-Dauphin attend cet รฉvรฉnement depuis longtemps !

Profitez de cette grande opportunitรฉ pour :
โœ… Faire connaรฎtre votre entreprise
โœ… Prรฉsenter vos produits et services
โœ… Lancer vos nouveautรฉs
โœ… Rรฉaliser des ventes exceptionnelles
โœ… Faire la liquidation de vos stocks
โœ… Trouver de nouveaux clients et partenaires
โœ… Dรฉvelopper votre visibilitรฉ

Des milliers de visiteurs sont attendus !

โš ๏ธ INSCRIPTIONS OUVERTES
โš ๏ธ PLACES LIMITร‰ES

๐Ÿ“ž 033 64 094 33
๐Ÿ“ž 034 84 541 17
๐Ÿ“ž 032 40 908 85

๐Ÿ“ฑ Facebook : SMDR EVENT

Rรฉservez votre stand dรจs maintenant !

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ ๐ŸŽ‰ NOSY BE MIHETSIKA! TONGAVA AO AMIN'NY FOIRE DU FESTIVAL Sร”MAROHO โ€“ 13แต‰ ร‰DITION! ๐ŸŽ‰Manomboka ny 30 Jolay ka hatramin'...
20/07/2026

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

๐ŸŽ‰ NOSY BE MIHETSIKA! TONGAVA AO AMIN'NY FOIRE DU FESTIVAL Sร”MAROHO โ€“ 13แต‰ ร‰DITION! ๐ŸŽ‰

Manomboka ny 30 Jolay ka hatramin'ny 09 Aogositra 2026, ao amin'ny Parking Face BNI โ€“ Nosy Be Hell-Ville, no hanatanterahana ny FOIRE DU FESTIVAL Sร”MAROHO, toerana lehibe hihaonan'ny mpandraharaha, ny mpanakanto ary ny mpanjifa.

Na mponina eto Nosy Be ianao, na mpizahan-tany avy any Madagasikara sy avy any ivelany, dia tongava mitsidika sy miantsena. Hahita vokatra maro samihafa amin'ny vidiny mirary sy kalitao ianao.

๐Ÿ›๏ธ Ho hitanao ao:
โ€ข Lamaody sy accessoires
โ€ข Firavaka
โ€ข Zavakanto Malagasy
โ€ข Kosmetika sy vokatra voajanahary
โ€ข Haingon-trano
โ€ข Fitaovana an-dakozia
โ€ข Sakafo sy Snacks
โ€ข Ary vokatra maro hafa...

๐ŸŽ Fidirana MAIMAIM-POANA!

โœจ Manohana ity hetsika lehibe ity ny Sponsors ofisialy:

๐ŸŒŸ O'THENTIK BY RALI โ€“ Marika manandratra ny hakanton'ny lamaody sy ny kalitao. Tongava mitsidika ny stand-ny hahitana ireo vokatra sy fanavaozana atolony.

๐ŸŒŸ YAS MADAGASCAR โ€“ Manohana ny kolontsaina sy ny hetsika lehibe mampiray ny Malagasy.

๐Ÿค Partenaires ofisialy:

โœ… CONFECTMAD TEXTILES S.A.R.L.U โ€“ Manampy amin'ny fampiroboroboana ny sehatry ny lamba sy ny famokarana eto Madagasikara.

โœ… SMDR EVENT โ€“ Mpikarakara hetsika matihanina, mitondra traikefa sy kalitao amin'ny fanatanterahana ity Foara ity.

๐Ÿ“ป Miaraka amin'ny fanohanan'ireo Partenaires Mรฉdias:
Unyc Radio โ€ข Rotsy FM โ€ข Radio & Tรฉlรฉvision Nosy Mainitry.

๐ŸŽŠ Aza adino! Tongava miaraka amin'ny fianakaviana sy ny namana.
FESTIVAL Sร”MAROHO sy ny FOARA lehibe indrindra eto Nosy Be no fotoana tsy tokony ho diso

๐ŸŒด NOSY BE VOUS ATTEND !
ร€ l'occasion du Festival Sร”MAROHO โ€“ 13แต‰ ร‰dition, venez vivre une expรฉrience unique ร  la FOIRE DU FESTIVAL Sร”MAROHO, du 30 juillet au 09 aoรปt 2026, au Parking Face BNI โ€“ Nosy Be Hell-Ville.

Que vous soyez habitant de Nosy Be, touriste malgache ou visiteur รฉtranger, cette grande foire est le rendez-vous incontournable de vos vacances.

Dรฉcouvrez des centaines d'exposants proposant :

โœจ Mode & accessoires
โœจ Bijoux
โœจ Artisanat malgache
โœจ Cosmรฉtiques & Produits naturels
โœจ Dรฉcoration
โœจ Ustensiles de cuisine
โœจ Snacks & Restaurants
โœจ Et une multitude d'autres articles.

๐ŸŽ‰ ENTRร‰E GRATUITE !

โญ NOS SPONSORS OFFICIELS
O'THENTIK BY RALI
L'รฉlรฉgance, la qualitรฉ et le savoir-faire au service de votre style. Venez dรฉcouvrir ses collections et ses nouveautรฉs pendant toute la durรฉe de la foire.

YAS MADAGASCAR
Fier partenaire du Festival Sร”MAROHO et soutien des grands รฉvรฉnements qui font rayonner Nosy Be.

๐Ÿค NOS PARTENAIRES OFFICIELS
CONFECTMAD TEXTILES S.A.R.L.U
Votre partenaire textile de confiance, engagรฉ dans la valorisation du savoir-faire et de la production malgache.

SMDR EVENT
Organisateur officiel de la Foire du Festival Sร”MAROHO, spรฉcialiste des grands รฉvรฉnements commerciaux et culturels.

๐Ÿ“ป Avec le soutien de nos partenaires mรฉdias :
Unyc Radio โ€“ Rotsy FM โ€“ Radio & Tรฉlรฉvision Nosy Mainitry.

๐ŸŒบ Nous invitons tous les habitants de Nosy Be, les touristes nationaux et internationaux ร  venir nombreux dรฉcouvrir cette grande foire, profiter des meilleures offres, soutenir les exposants et partager ensemble l'ambiance exceptionnelle du Festival Sร”MAROHO 2026.

๐ŸŽŠ VENEZ NOMBREUX ! NOUS VOUS ATTENDONS AU Cล’UR DU FESTIVAL Sร”MAROHO !

๐ŸŒด NOSY BE VOUS DONNE RENDEZ-VOUS ร€ LA FOIRE DU FESTIVAL Sร”MAROHO โ€“ 13แต‰ ร‰DITION ! ๐ŸŒด
Du 31 juillet au 09 aoรปt 2026, le Parking Face BNI โ€“ Nosy Be Hell-Ville accueillera la FOIRE DU FESTIVAL Sร”MAROHO, l'un des plus grands rendez-vous commerciaux et festifs de la saison.

Que vous soyez habitant de Nosy Be, touriste malgache ou visiteur venu des quatre coins du monde, ne manquez pas cette occasion exceptionnelle de dรฉcouvrir toute la richesse du savoir-faire malgache dans une ambiance chaleureuse et festive.

Pendant 10 jours, venez profiter d'une foire riche en dรฉcouvertes avec des centaines d'articles et d'exposants :
โœจ Mode et accessoires
โœจ Bijoux
โœจ Artisanat malgache
โœจ Cosmรฉtiques et produits naturels
โœจ Dรฉcoration
โœจ Ustensiles de cuisine
โœจ Snacks et restauration
โœจ Et de nombreux autres produits ร  des prix attractifs.

๐ŸŽ‰ Entrรฉe 100 % GRATUITE !

โญ NOS SPONSORS OFFICIELS
Nous adressons nos sincรจres remerciements ร  nos prestigieux sponsors qui contribuent ร  la rรฉussite de cet รฉvรฉnement :

๐ŸŒŸ O'THENTIK BY RALI
Sponsor Officiel Premium de la Foire du Festival Sร”MAROHO.
Une marque qui incarne l'รฉlรฉgance, le raffinement et la qualitรฉ. Grรขce ร  son engagement, elle participe activement ร  la promotion du commerce, de la mode et du dรฉveloppement รฉconomique ร  Nosy Be.

๐ŸŒŸ YAS MADAGASCAR
Sponsor Officiel du Festival Sร”MAROHO.
YAS accompagne les grands รฉvรฉnements qui rassemblent les Malgaches et les visiteurs, tout en favorisant la proximitรฉ, la communication et le partage.

๐Ÿค NOS PARTENAIRES OFFICIELS
๐ŸŸข CONFECTMAD TEXTILES S.A.R.L.U
Partenaire majeur de cette รฉdition, CONFECTMAD soutient la valorisation du textile, de la confection et de la production locale malgache. Son engagement tรฉmoigne de sa volontรฉ d'accompagner les entrepreneurs et les grands รฉvรฉnements รฉconomiques de Nosy Be.

๐Ÿ”ต SMDR EVENT
Organisateur Officiel de la Foire du Festival Sร”MARHO.
SMDR EVENT met tout son savoir-faire au service d'un รฉvรฉnement professionnel, dynamique et convivial, afin d'offrir une expรฉrience inoubliable aux exposants, aux partenaires et au grand public.

๐ŸŽ™๏ธ Avec le soutien de nos partenaires mรฉdias, l'รฉvรฉnement sera largement relayรฉ afin d'accueillir un public toujours plus nombreux.

๐Ÿ“ Nous invitons chaleureusement toute la population de Nosy Be, les vacanciers, les touristes nationaux et internationaux, les familles, les professionnels et tous les amoureux du shopping ร  venir vivre cette expรฉrience unique.

๐Ÿ›๏ธ Venez soutenir les exposants, dรฉcouvrir des produits de qualitรฉ, profiter d'offres exceptionnelles et partager la grande ambiance du Festival Sร”MAROHO !

๐Ÿ“… Du 31 juillet au 09 aoรปt 2026
๐Ÿ“ Parking Face BNI โ€“ Nosy Be Hell-Ville

โœจ FOIRE DU FESTIVAL Sร”MAROHO 2026
Le rendez-vous incontournable du commerce, de la dรฉcouverte et de la convivialitรฉ ร  Nosy Be !

๐ŸŽ‰ VENEZ NOMBREUXโ€ฆ NOUS VOUS ATTENDONS !

29/06/2026

TSOTRA KELY NY LALAON-TSIKA ANDROANY โ€ผ๏ธ

๐Ÿง‘โ€๐Ÿฆฐ Olona 3 indray no sarihina mba hahazo ny loka an fa conditions :
โž– Mila abonnรฉs ato amin'ny pages
โž– Mila manisy rรฉaction ny PUB

๐Ÿ™ Bonne chance ร  tous

15/06/2026

๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข APPEL AUX EXPOSANTS โ€ข PARTENAIRES โ€ข SPONSORS ๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข

๐ŸŽ‰ FOIRE DU FESTIVAL Sร”MAROHO 2026 ๐ŸŽ‰

๐Ÿ“ NOSY BE HELL-VILLE
๐Ÿ“… Du 30 Juillet au 09 Aoรปt 2026

Les inscriptions sont dรฉjร  ouvertes !

Vous รชtes commerรงant(e), artisan(e), crรฉateur(trice), entrepreneur(e), distributeur(trice) ou reprรฉsentant(e) d'une marque ?

Profitez de cet รฉvรฉnement exceptionnel pour exposer vos produits et services devant des milliers de visiteurs durant le Festival Sรดmarรดho 2026.

๐Ÿ”น Divers articles acceptรฉs :
โ€ข Habillement et accessoires
โ€ข Produits cosmรฉtiques
โ€ข Produits naturels
โ€ข Snacks et produits alimentaires
โ€ข Ustensiles de cuisine
โ€ข High-tech (tรฉlรฉphones, gadgets, subwoofers, accessoires...)
โ€ข Jouets
โ€ข Artisanat et ล“uvres d'art
โ€ข Et bien d'autres encore...

๐Ÿค Nous recherchons รฉgalement des partenaires et sponsors souhaitant accroรฎtre leur visibilitรฉ durant l'un des plus grands รฉvรฉnements de l'annรฉe ร  Nosy Be.

โš ๏ธ Places limitรฉes !
Rรฉservez votre stand dรจs maintenant.

๐Ÿ’ฐ Gagnez de l'argent tout en profitant de vos vacances !

๐Ÿ“ž Contacts :
033 40 908 85
034 84 541 17
033 64 094 33

Ne manquez pas cette opportunitรฉ unique qui n'a lieu qu'une fois par an !
๐Ÿ“ข ANTSONA HO AN'NY MPAMPIRANTY โ€ข MPIARA-MIASA โ€ข MPANOHANA (SPONSORS) ๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข

๐ŸŽ‰ TSENABE - FESTIVAL Sร”MAROHO 2026 ๐ŸŽ‰

๐Ÿ“ NOSY BE HELL-VILLE
๐Ÿ“… 30 Jolay hatramin'ny 09 Aogositra 2026

Misokatra sahady ny fisoratana anarana !

Manana vokatra na tolotra amidy ve ianao ?
Mpandraharaha, mpanao asa tanana, mpivarotra, mpaninjara vokatra na orinasa ?

Tongava mandray anjara amin'ny Foire du Festival Sรดmarรดho 2026 ary araraoty ny fahatongavan'ireo mpitsidika maro mandritra ny festival.

๐Ÿ”น Karazana vokatra azo aseho :
โ€ข Fitafiana sy kojakoja
โ€ข Kosmetika
โ€ข Vokatra voajanahary
โ€ข Sakafo sy snacks
โ€ข Fitaovana an-dakozia
โ€ข High-tech (telefaonina, gadget, subwoofer, accessoires...)
โ€ข Kilalao
โ€ข Zavakanto sy asa tanana
โ€ข Ary maro hafa...

๐Ÿค Mitady mpiara-miombon'antoka sy mpanohana (sponsors) ihany koa izahay mba hiara-hampiroborobo ity hetsika lehibe ity.

โš ๏ธ Voafetra ny toerana !

Koa misorata anarana dieny izao mba hahazoana stand.

๐Ÿ’ฐ Sady manao vakansy no mitady vola !

๐Ÿ“ž Fifandraisana :
033 40 908 85
034 84 541 17
033 64 094 33

Aza adino ity fotoana lehibe sy tokana isan-taona ity !
Tonga Dia miantso na koa manoratra ao Amin n'y MP / PAGE : SMDR EVENT

Address

Avarandrano
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SMDR EVENT posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Nearby furniture stores