Miray fanaka

Miray fanaka

Share

Mandrafitra fanaka en pin traité 😍
0383646489
Lieu : Ampasapito Ambohimirary

Photos from Miray fanaka's post 26/04/2026

Bonsoir daholo🥰, Dispo en promo 400.000ar avec livraison Tana ville 😊,(Mp) na 0383646489📞

12/10/2025

Mes publications ont obtenu plus de 50 réactions la semaine dernière. Merci à tout le monde pour votre soutien ! 🎉

Photos from Miray fanaka's post 26/06/2025

Dispo de suite 🥰,6places 450.000ar avec livraison Tana ville 😊
Afaka manantona mijery mivantana mijery ny kalitao

Raha toa ka mahaliana anao (Mp) na ny 0383646489📞
Mankasitraka sahady oh ! 🙏

Photos from Miray fanaka's post 30/05/2025

📢 À partir ny 450.000ar 🥰, avec livraison Tana ville ny 6places non vitré ato Miray fanaka 🎉, maro karazany azo hisafidianana, misy ny (4places ,6places, 8places eny hatramin'ny 12places ihany koa ,raha eo finition dia tena tsara maro ireo izay efa hafa -po❤, afaka manantona mivantana mihintsy mijery ny kalitao 😊

Koa raha misy mahaliana anao ary dia manasa anao 🙏handefa hafatra miafina (Mp) na miantso ny laharana 0383646489📞

Misaotra sahady 🙏😊

29/01/2025

Eto zahay dia hisaotra manokana❤,amin'ny fahatokisanareo mpanjifa ny asanay 🎊,ny fahatokisanareo no anisan'ny tena mampiroborobo ny asanay, ka hoanareo izay efa nanjifa tato aminay dia misaotra tompoko🙏
Dia mirary soa ihany koa izay sahanintsika tsirairay avy 🥰

Photos from Miray fanaka's post 27/01/2025

Mandalo indray ny dispo 🥰, table à manger semi vitré, à partir ny 700.000ar avec livraison Tana ville ny 6places vitré,arakaraka ny modèle, bois massif doholo 😊,ny tena tsara manantona mivantana raha toa ka misy fisalasalana fa ho haf_po ianao ❤

Raha toa ka misy mahaliana anao ary, manasa anao andefa hafatra miafina (Mp) na miantso ny laharana 0383646489📞
Misaotra sahady ❤

Photos from Miray fanaka's post 21/01/2025

Mandalo indray ary ny dispo 🥰, 6places vitré (700.000ar) sy 8places vitré (800.000ar) avec livraison Tana ville 😊, Kalitao tsara ny entana 😍

Afaka manantona mivantana mijery ny kalitao ny asa😊, tongava fa ho rahisinay am_pitiavana be ianao ❤

Koa raha mahaliana anao ary manasa anao andefa hafatra miafina (Mp) na miantso ny laharana 0383646489📞

Photos from Miray fanaka's post 12/01/2025

Dispo de suite 🥰, à partir ny 450.000ar avec livraison Tana ville 6places non vitré ,afaka mandalo mijery mivantana mijery ny kalitao ny asa ianao ra ohatra ka misalasala sary 😊

Koa raha misy mahaliana anao ary manasa anao andefa Mp na miantso ny laharana 0383646489📞

Photos from Miray fanaka's post 08/01/2025

Mankasitraka foana 🎉

Photos from Miray fanaka's post 01/01/2025

❤ dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona🎉 2025🎉,ho tahom_pahombiazana sy ho feno ny fitahin'ilay❤ Nahary ❤ anie ity taona ity 😊

Misaotra ihany koa hon'ireo izay efa nanjifa 🙏nametraka fitokisana anay t@ iny taona lasa iny ❤
Ho antsika izay mbola tsy nahazo table à manger dia mbola mitohy ny promotion volana Janoary ity 😊,à partir ny 450.000ar avec livraison Tana ville ny 6places non vitré

Koa raha misy mahaliana anao ary modèle reo, manasa anao andefa (Mp) na miantso ny laharana 0383646489📞

Photos from Miray fanaka's post 28/12/2024

Dispo de suite 🥰 6places ,8places ,afaka tonga dia manantona mivantana mijery ny kalitao ny asa ,manana safidy tsara hianao satria maro karazany ny modely 😍

À partir ny 700.000ar avec livraison Tana ville ny 6places vitré, koa raha mahaliana anao ary dia manasa anao andefa hafatra miafina (Mp) na miantso ny laharana (0383646489)📞 fa ho rahisanay am_pitiavana be hianao ❤
Misaotra sahady amin'ny fahatokisana oh ! 😊

Want your business to be the top-listed Furniture Store in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Antananarivo