Le Genie du Meuble

Le Genie du Meuble

Share

Depuis 1995, pionnier et l’un des premiers fabricants de canapés à Madagascar.

07/08/2026

Vendu en moins de 24h😉
Disponible sur commande

06/08/2026

Mitady canapé lehibe sy manara-penitra ho an’ny fianakaviana? Ity canapé en U ity no safidy tonga lafatra!

🤎 Lamba kalitao tsara
🛋️ Seza malefaka sy mateza
🏠 Endrika maoderina, mampiavaka ny salon-nao.

📍Betongolo en face de la gendarmerie
📍Behoririka en face IT Station
☎️+ 261 34 19 599 36

22/07/2026

🚚 Livraison du jour ✅
✨ À votre tour de commander le vôtre !
📩 Envoyez-nous un message dès maintenant pour passer votre commande.
📞 +261388241146

16/07/2026

Nareo koa ve tafalatsaka tamin’ny hakanton’ity haricot vaovao anay ity?😍✨

Tsy vitan'ny hoe manatsara ny endriky ny efitrano fandraisam-bahiny izy, fa tena natao hanome anao fiononana ambony indrindra. Moderina, kanto, ary vonona handray anao! 😉

☎️+ 261 34 19 599 36
📍Betongolo en face de la gendarmerie
📍Behoririka en face IT Station

Photos from Le Genie du Meuble's post 12/07/2026

Mirary alahady feno fahasambarana sy fitoniana ho antsika rehetra! ✨

Sady alefanay ihany aloha ity modèle haricot 3 2 1 vaovao anay ity, manomboka rahampitso indray ary ny fotoanantsika.😍🛋️

☎️+ 261 34 19 599 36
📍Betongolo en face de la gendarmerie

09/07/2026

Jereo anie e! Ity ve dia hisalasalana indray? 😍

Malemilemy, tsara tarehy, sady tena manome endrika vaovao ny salon-nao🤭
Aza mionona amin’ny vidéo fotsiny fa tongava ary mijery mivantana e 🥰

☎️+ 261 34 19 599 36
📍Betongolo en face de la gendarmerie
📍Behoririka en face IT Station

05/07/2026

Inty arrivage Loft 2.0 inty indray no atolotray anareo amin’ity alahady manginangina ity ary e 🥰
Aza mionona amin’ny vidéo fotsiny anefa fa tongava mijery sy manandrana mivantana aty amin’ny 📍Le Génie du Meuble Betongolo

☎️+ 261 34 19 599 36

04/07/2026

📢 AVIS À NOTRE AIMABLE CLIENTÈLE 📢
Chers clients,

Nous vous informons que tous nos magasins seront exceptionnellement fermés ce samedi après-midi.

Nous aurons le plaisir de vous retrouver dès lundi pour vous accueillir et vous conseiller dans nos showrooms !

Merci pour votre compréhension et excellent week-end à tous. ✨

☎️+ 261 34 19 599 36
📍Betongolo en face de la gendarmerie
📍Behoririka en face IT Station

01/07/2026

🤔 Fantatrao ve fa rehefa mividy fanaka ato aminay ianao dia tsy canapé fotsiny no azonao? 🛋️✨

✅ Livraison gratuite manerana an'Antananarivo.
✅ Facilité de paiement hatramin'ny 12 volana, mba hahafahanao manatanteraka ny tetikasanao mora kokoa.
✅ Garantie 1 an miaraka amin'ny SAV aorian'ny fividianana, ho fiadanan-tsainao.
✅ Akora kalitao, voafantina mba hiantohana ny faharetana sy ny fampiononana.
✅ Traikefa 30 taona, manome antoka sy fahatokisana.

Satria ny tanjonay dia tsy ny hivarotra fanaka fotsiny, fa ny hanolotra kalitao sy fahatokisana mendrika ho an'ny mpanjifanay tsirairay.

Tsidiho ny showroom anay dia fidio ny canapé mety indrindra ho an'ny tranonao:

📍Betongolo ampitan'ny gendarmerie
📍Behoririka ampitan'ny IT Station

Le Génie du Meuble – 30 taona niaraka taminao nanatsara ny fiainana an-trano. 🏡💛

28/06/2026

🛋️ On reprend le rythme !
Après ces moments de fête, toute l’équipe est ravie de vous retrouver dès demain pour donner vie à vos projets d’aménagement. ✨

🕒 Retour à nos horaires habituels :
Du lundi au samedi : 08h00 à 17h00 non-stop.

Passez nous voir en showroom pour découvrir nos collections et profitez de nos conseils personnalisés ! 🚪👇

☎️+ 261 34 19 599 36
📍Betongolo en face de la gendarmerie
📍Behoririka en face IT Station

Want your business to be the top-listed Furniture Store in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Betongolo En Face De La Gendarmerie
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00