Asl construction

Call Directions Contact the business

Asl construction Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Asl construction, Furniture shop, Antananarivo.

🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬entreprise spécialisée sur tout travaux de finition pour maison ( revêtement sol,plafond,meuble industriel,ouvrage metalique,menuiserie alluminium...)🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

02/11/2026

Bon début de semaine daholo oooh 🫶🏻

🤍✨
31/10/2026

🤍✨

27/10/2026

Tonga dia lasa dorenjy be ny gorodona anao rehefa avy ametahana an'ity 𝗣𝗮𝗿𝗾𝘂𝗲𝘁 𝗳𝗹𝗼𝘁𝘁𝗮𝗻𝘁 ity ✨😍

22/10/2026

Manomakomana Livraison ny équipe Asl construction 🚪🛻

📍 Showroom Bevalala Andoharanofotsy

20/10/2026

✨ ALUMINIUM TSARA RAFITRA 🤩

Asl construction

18/10/2026

Inona ny nataonao raha ianao no teo amin'ny toeran'ireo olona ireo? 🤣

‼️ENFIIIIN 🤩✨🔥Efa tonga ny menuiserie Aluminium ato amin'ny Asl construction ry zareo aaa.‼️Maro ianareo no niandry azy ...
15/10/2026

‼️ENFIIIIN 🤩✨

🔥Efa tonga ny menuiserie Aluminium ato amin'ny Asl construction ry zareo aaa.‼️

Maro ianareo no niandry azy ity dia disponible izy izao.

Finition voakaly tsara 👌🏻

Ataonay maimaimpoana ny pose amin'izao voalohany izao fa araraoty

•Misy ny b65 dia k56.
•Coulissante ,battante .
•Couleur dispo: noir,gris foncé, blanc,marron.

Prix : à partir de 230.000Ar/m²

📌Sur mesure ihany

-----------------------------------
📍 Showroom Bevalala Andoharanofotsy
📞 034 66 557 35

14/10/2026

Nanao installation fotsiny ny nataon'ny Asl construction teto fa ny matériel rehetra efa tao amin'ilay client daholo ✅

Zava-baovao ato amin'ny Asl construction  .Efa misy sopapa io amin'ny sary io .Inona ary raha fantatrao 🤔❓
13/10/2026

Zava-baovao ato amin'ny Asl construction .

Efa misy sopapa io amin'ny sary io .

Inona ary raha fantatrao 🤔❓

Installation 70%... ⏳🚪 Raha ny fahitanao azy dia inona no mbola tsy maha vita azy eto ❓
12/10/2026

Installation 70%... ⏳🚪
Raha ny fahitanao azy dia inona no mbola tsy maha vita azy eto ❓

Address

Antananarivo

Telephone

+261346655735

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Asl construction posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Asl construction:

Shortcuts

Share

Category