02/09/2026
✨ Safidio ny vera mifanaraka amin’ny fotoana rehetra ! 🥂
Te hanatsara ny latabatrao ve ianao, sady te hiara-hifaly amin’ny namana sy ny fianakaviana ? 😍
Tongava aty amin’i Eurêka fa hahita vera isan-karazany mifanaraka amin’ny zava-pisotro tianao
Koa safidio izay vera tianao ary ataovy miavaka kokoa ny fotoana iarahana! ✨
📍 Eurêka - Anosivavaka, Ankadimbahoaka, Nosy Be
🌐 Azonao jifaina ihany koa ao amin’ny www.eureka.mg
📲 038 62 497 03
31/08/2026
Ireto indray ary ny best-seller tamin'ity volana ity e ✨
Iza no mbola tsy nahazo?
📍 Miandry anareo aty amin'ny Eurêka Anosivavaka, Ankadimbahoaka, Ankorondrano, Nosy Be ary Tamatave izahay
🌐 www.eureka.mg
📲 038 62 497 03
29/08/2026
Anisany mbola mampiavaka ny Eurêka ny tissus e? Sa tsy izany? 😊
Ireto ary misy modele-na tissu d'habillement indray 🥰
Iza no tianareo indrindra?
📍Eurêka - Anosivavaka, Ankadimbahoaka, Ankorondrano, Tamatave
📲 038 62 497 03
29/08/2026
Ao amin’ny Tiakaly Food Festival ary ny fotoanantsika androany sy rahampitso 🤩
27/08/2026
Efa manakaiky indray ny fidiran'ny mpianatra.. 🫣
Efa vonona tsara daholo ve? 😀
Sao dia tokony havaozina kely ilay efitran'ny ankizy ao, sa ahoana?
📍Eurêka Anosivavaka
🌐 Azonao jifaina ihany koa ao amin’ny www.eureka.mg
📲 +261 38 62 497 03
23/08/2026
Alloooo? Iza daholo ilay aty Tamatave ? 🌴
Ao mba asio présence kely hoe 🥳
Rahampitso ary ny fotoanantsika manomboka amin’ny 10 ora ao amin’ny magazay vaovao ✨
📍Boulevard Labourdonnais, akaikin’ny maison de retraite
21/08/2026
Toerana vaovao.
Magazay vaovao.
Eurêka vaovao. ✨
Mety ho aiza ary izay mahay oo? 😉
Mba lazao anay ao amin’ny commentaire hoe 🥰
19/08/2026
Andao hiaraka hilalao indray ☺️
Ianareo ve efa nividy zavatra taty aminay? Mba asehoy anay hoe ny "coin Eureka" ao aminareo? 🥰
Meubles, Textile, Linge de maison, art de la table alefao ao amin'ny commentaire ao 🥳
Ireto avy ary ny fitsipiky ny lalao :
1️⃣ Alefaso ao amin'ny commentaire ny sary
2️⃣ Partageo en mode public ity publication ity
3️⃣ Abonneo ny pejy Eureka tout pour la maison
🎯 Aza adino ny miantso namana telo hiara-hilalao amintsika !
Mifarana amin'ny 31 Aogositra ho avy izao ny lalao 🥰
...........................................................................................
🥳 Et si on jouait ensemble ? ☺️
Vous avez déjà acheté quelque chose chez nous ? 🥰
Alors, montrez-nous votre « coin Eurêka » chez vous ! 🏠✨
Meubles, textile, linge de maison, art de la table…📸
Partagez-nous vos petits coins Eurêka en commentaire ! 🥳
🎯Voici les règles du jeu :
1️⃣ Publiez votre photo en commentaire de cette publication 📸
2️⃣ Partagez cette publication en mode public 🔄
3️⃣ Abonnez-vous à la page Eurêka – Tout pour la Maison 💙
🎯 Et n’oubliez pas d’inviter 3 amis à participer avec vous !
⏰ Le jeu se terminera le 31 août 🥰
Alors, à vos photos ! 📸✨
Montrez-nous votre coin Eurêka ! 💙
17/08/2026
🔥 Ny fitaovana ilainao ao an-dakozia, ato amin’ny Eurêka! 🔥
Te hanamora ny fandrahoan-tsakafo sy ny fiainana andavanandro ve ianao? 😍
Misy ireo fitaovana ilaina ao an-tokantrano isan-karazany ato amin'ny Eurêka
Na mikasa hanavao ny fitaovana ao an-dakoziao ianao, na mitady fitaovana vaovao hanamora ny fiainana, Eurêka dia manana izay ilainao! 🏠✨
📍 Eurêka - Anosivavaka, Ankadimbahoaka, Nosy Be
🛒 Afaka vidianao ao amin'ny www.eureka.mg ihany koa ireo
📲 038 62 497 03
------------------------------------------------------------------------------------------------
🔥 Tout ce qu’il vous faut pour cuisiner… et bien plus encore ! 🔥
À gaz ou pour vos besoins en énergie, découvrez nos appareils disponibles chez Eurêka pour vous accompagner au quotidien ! 🏠✨
Que ce soit pour équiper votre cuisine, préparer de bons moments en famille ou assurer une solution d’appoint en énergie, Eurêka vous accompagne avec des équipements adaptés à vos besoins. 💙
📍 Eurêka - Anosivavaka, Ankadimbahoaka, Nosy Be
🛒 Et faites aussi vos achats en ligne sur www.eureka.mg
📲 038 62 497 03